Ezra 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ireto ny olona avy any amin’ny faritany tonga avy any Babylona.+ Anisan’ny nataon’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona sesitany tany Babylona+ izy ireo. Samy niverina tany amin’ny tanànany tany Jerosalema sy Joda izy ireo, tatỳ aoriana,+ Ezra 2:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Ireto ny Levita:+ Nisy 74 ny taranak’i Jesoa sy Kadmiela,+ izay samy avy amin’ny taranak’i Hodavia,
2 Ireto ny olona avy any amin’ny faritany tonga avy any Babylona.+ Anisan’ny nataon’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona sesitany tany Babylona+ izy ireo. Samy niverina tany amin’ny tanànany tany Jerosalema sy Joda izy ireo, tatỳ aoriana,+
40 Ireto ny Levita:+ Nisy 74 ny taranak’i Jesoa sy Kadmiela,+ izay samy avy amin’ny taranak’i Hodavia,