28 Nanampy ny taranak’i Arona+ tamin’ny fanompoana tao an-tranon’i Jehovah no asan’izy ireo. Ireto avy izany: Niandraikitra ny tokotany+ sy ny efitra fisakafoana, nanadio ny zava-masina rehetra, ary nanao ny asa rehetra ilaina amin’ny fanompoana ao an-tranon’ilay tena Andriamanitra.