FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 7:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Niala avy tany Babylona io Ezra io. Mpanao dika soratra* izy, ary tena nahay tsara* ny Lalàn’i Mosesy,+ izay nomen’i Jehovah Andriamanitry ny Israely. Nomen’ny mpanjaka azy izay rehetra nangatahiny, satria nanampy azy ny tanan’i Jehovah Andriamaniny.

  • Ezra 7:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Nehemia 2:7, 8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Niteny tamin’ny mpanjaka koa aho hoe: “Raha mba mety amin’ny mpanjaka, dia mba manaova taratasy homeko an’ireo governora any amin’ny faritra Ampitan’ny Renirano.*+ Amin’izay aho mba havelan’izy ireo handeha soa aman-tsara mandra-pahatongako any Joda. 8 Mba manaova koa taratasy homeko an’i Asafa, mpiambina ny alan’ny mpanjaka.* Amin’izay izy hanome ahy hazo hanaovako ny vavahadin’ny Lapan’ny+ Trano,* sy ny mandan’ny tanàna,+ ary ny trano hipetrahako.” Dia nomen’ny mpanjaka ahy izany,+ satria nanampy ahy ny tanan’ny Andriamanitro.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara