Nehemia 3:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary teo akaikin’izy ireo i Oziela zanak’i Haraia, anisan’ny mpanefy volamena, no nanamboatra ny simba, dia avy eo i Hanania, anisan’ny mpanamboatra menaka fanosorana.* Nataon’izy ireo rarivato ny lalan’i Jerosalema hatreo amin’ny Manda Lehibe.+
8 Ary teo akaikin’izy ireo i Oziela zanak’i Haraia, anisan’ny mpanefy volamena, no nanamboatra ny simba, dia avy eo i Hanania, anisan’ny mpanamboatra menaka fanosorana.* Nataon’izy ireo rarivato ny lalan’i Jerosalema hatreo amin’ny Manda Lehibe.+