Nehemia 12:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Nandeha niankavia* kosa ilay antoko-mpihira iray mpanao hira fisaorana, ary nanaraka tao aorianany izaho sy ny antsasaky ny vahoaka. Nandalo teo amin’ny Tilikambon’ny Lafaoro+ izahay, dia nankeo amin’ny Manda Lehibe,+
38 Nandeha niankavia* kosa ilay antoko-mpihira iray mpanao hira fisaorana, ary nanaraka tao aorianany izaho sy ny antsasaky ny vahoaka. Nandalo teo amin’ny Tilikambon’ny Lafaoro+ izahay, dia nankeo amin’ny Manda Lehibe,+