Jeremia 31:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “Amin’izany fotoana izany, dia hifaly sy handihy ny virjiny,Sy ny tovolahy ary ny lehilahy efa antitra.+ Hovako ho fifaliana ny fahoriany.+ Hampiononiko izy ireo, ary hampifaliko mba hisinda ny alahelony.+
13 “Amin’izany fotoana izany, dia hifaly sy handihy ny virjiny,Sy ny tovolahy ary ny lehilahy efa antitra.+ Hovako ho fifaliana ny fahoriany.+ Hampiononiko izy ireo, ary hampifaliko mba hisinda ny alahelony.+