Zakaria 8:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Izao no tenin’i Jehovah Tompon’ny tafika: ‘Hipetrapetraka eny amin’ny tany malalaka ao Jerosalema indray ny lehilahy sy vehivavy zokiolona. Samy hitondra tehina izy ireo satria efa be taona.*+
4 “Izao no tenin’i Jehovah Tompon’ny tafika: ‘Hipetrapetraka eny amin’ny tany malalaka ao Jerosalema indray ny lehilahy sy vehivavy zokiolona. Samy hitondra tehina izy ireo satria efa be taona.*+