FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 65:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 “Tsy hisy ao amin’io toerana io intsony izany hoe zaza velona andro vitsivitsy fotsiny izany,

      Na hoe olona antitra tsy mahatapitra ny androm-piainany.

      Fa mbola heverina ho ankizilahy ihany izay maty, na dia zato taona aza,

      Ary ny mpanota kosa hozonina, na dia efa zato taona aza.*

  • Jeremia 30:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 “Koa aza matahotra ianao, ry Jakoba mpanompoko”, hoy i Jehovah,

      “Ary aza mihorohoro, ry Israely ô!+

      Fa hovonjeko avy any an-tany lavitra ianao,

      Ary ny taranakao hovonjeko avy any amin’ny tany nahababo azy.+

      Dia hiverina i Jakoba, ka hilamina sy tsy hisy hanakorontana.

      Tsy hisy hampatahotra azy ireo.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara