Isaia 49:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Izao anefa no tenin’i Jehovah: “Mbola halaina na dia izay efa nataon’ny lehilahy matanjaka babo aza,+Ary mbola havotana izay nosamborin’ny mpitondra jadona.+ Hotoheriko izay manohitra anao,+Ary hovonjeko ny zanakao. Jeremia 3:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “Dia hiara-mandeha ny taranak’i Joda sy ny taranak’Israely amin’izany andro izany,+ ka ho tonga avy any amin’ilay tany any avaratra mba hiditra ao amin’ilay tany nomeko ho lovan’ny razambenareo.+
25 Izao anefa no tenin’i Jehovah: “Mbola halaina na dia izay efa nataon’ny lehilahy matanjaka babo aza,+Ary mbola havotana izay nosamborin’ny mpitondra jadona.+ Hotoheriko izay manohitra anao,+Ary hovonjeko ny zanakao.
18 “Dia hiara-mandeha ny taranak’i Joda sy ny taranak’Israely amin’izany andro izany,+ ka ho tonga avy any amin’ilay tany any avaratra mba hiditra ao amin’ilay tany nomeko ho lovan’ny razambenareo.+