- 
	                        
            
            Hosea 6:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
11 Efa misy fotoam-pijinjana natokana ho anao, ry Joda ô,
Rehefa angoniko izay babo tamin’ny vahoakako ka averiko any amin’ny taniny.”+
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            Joela 3:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
3 “Fa amin’izany andro sy fotoana izany,
Rehefa ampodiko izay babo amin’ny mponin’i Joda sy Jerosalema,+
 
 -