- 
	                        
            
            2 Tantara 36:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
23 “Izao no tenin’i Kyrosy mpanjakan’i Persa: ‘Efa nanome ahy ny fanjakana rehetra eto an-tany i Jehovah Andriamanitry ny lanitra,+ ary naniraka ahy hanorina trano ho azy any Jerosalema, any Joda.+ Iza aminareo àry no anisan’ny vahoakany? Enga anie hanampy azy i Jehovah Andriamaniny! Dia aleo izy hiakatra.’”+
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            Amosa 9:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
15 ‘Hamboleko eo amin’ny taniny izy ireo,
Ka tsy hongotana hiala amin’ilay tany nomeko azy intsony’,+
Hoy i Jehovah Andriamanitrao.”
 
 -