- 
	                        
            
            Isaia 52:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
2 Ahintsano ny vovoka, ry Jerosalema ô, dia miarena ka mipetraha!
Vahao ny tady mamatotra ny vozonao, ry Ziona zanakavavy nentina ho babo.+
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            Zakaria 9:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
11 Fa noho ny ran’ilay fifanekena nifanaovako taminao, ravehivavy,
Dia havoakako avy ao anaty lavaka tsy misy rano ny olonao migadra.+
 
 -