Isaia 14:3, 4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Amin’ny andro hampitsaharan’i Jehovah ny fijalianao sy ny korontana eo aminao ary ny fanandevozana anao,+ 4 dia haneso* ny mpanjakan’i Babylona ianao hoe: Angaha vita hatreo ny amin’ilay mpanery olona hiasa? Angaha tapitra ny fampijaliana?+
3 Amin’ny andro hampitsaharan’i Jehovah ny fijalianao sy ny korontana eo aminao ary ny fanandevozana anao,+ 4 dia haneso* ny mpanjakan’i Babylona ianao hoe: Angaha vita hatreo ny amin’ilay mpanery olona hiasa? Angaha tapitra ny fampijaliana?+