Jeremia 50:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Tapaka sy potika tokoa ilay marotoan’ny mpanefy, izay nanorotoro ny tany rehetra!+ Lasa mampihorohoro an’ireo firenena ny mahita an’i Babylona!+
23 Tapaka sy potika tokoa ilay marotoan’ny mpanefy, izay nanorotoro ny tany rehetra!+ Lasa mampihorohoro an’ireo firenena ny mahita an’i Babylona!+