Isaia 41:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Aza matahotra, ry Jakoba kankana,*+Hanampy anao aho, ry vahoakan’Israely”, hoy i Jehovah Mpanavotra anao,+ Ilay Masin’ny Israely. Apokalypsy 18:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Noho izany, dia ho tonga ao anatin’ny iray andro ihany ny loza hanjo azy, dia fahafatesana sy alahelo ary mosary. Dia hodorana tanteraka amin’ny afo izy,+ satria mahery i Jehovah* Andriamanitra, ilay nitsara azy.+
14 Aza matahotra, ry Jakoba kankana,*+Hanampy anao aho, ry vahoakan’Israely”, hoy i Jehovah Mpanavotra anao,+ Ilay Masin’ny Israely.
8 Noho izany, dia ho tonga ao anatin’ny iray andro ihany ny loza hanjo azy, dia fahafatesana sy alahelo ary mosary. Dia hodorana tanteraka amin’ny afo izy,+ satria mahery i Jehovah* Andriamanitra, ilay nitsara azy.+