FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 10:10, 11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia nitsangana i Ezra mpisorona ka niteny hoe: “Nivadika tamin’Andriamanitra ianareo satria nanambady vehivavy hafa firenena,+ ka vao mainka meloka ny Israely. 11 Samia ianareo mibaboka amin’i Jehovah Andriamanitry ny razambenareo, ka ataovy ny sitrapony. Dia misaraha amin’ny mponina manodidina sy amin’ireo vehivavy hafa firenena vadinareo ireo.”+

  • Nehemia 9:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Tamin’ny andro faha-24 amin’io volana io, dia nivory ny Israelita, ka nifady hanina sy nitafy lamba gony ary nihosim-bovoka.+ 2 Ary nisaraka tamin’ny hafa firenena rehetra ny taranak’Israely.+ Dia nitsangana izy ireo ka niaiky ny fahotany sy ny fahadisoan’ny razambeny.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara