Nomery 35:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Teneno ny Israelita hoe omeo tanàna avy amin’ny lovany ny Levita mba hipetrahany.+ Homen’izy ireo ho an’ny Levita koa ny kijana manodidina an’ireo tanàna ireo.+
2 “Teneno ny Israelita hoe omeo tanàna avy amin’ny lovany ny Levita mba hipetrahany.+ Homen’izy ireo ho an’ny Levita koa ny kijana manodidina an’ireo tanàna ireo.+