FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 31:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 “Henoy izao!”, hoy i Jehovah. “Ho avy ny andro hanorenana indray ny tanàna+ ho an’i Jehovah, manomboka eo amin’ny Tilikambon’i Hananela+ ka hatrany amin’ny Vavahady An-jorony.+

  • Zakaria 14:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 “Lasa hitovy amin’i Araba+ ilay tany manontolo, manomboka any Geba+ ka hatrany Rimona+ any atsimon’i Jerosalema. Hisondrotra i Jerosalema ka hisy mponina eo amin’ilay misy azy,+ manomboka any amin’ny Vavahadin’i Benjamina+ ka hatrany amin’ny Vavahady Voalohany sy hatrany amin’ny Vavahady An-jorony, ary manomboka eo amin’ny Tilikambon’i Hananela+ ka hatrany amin’ny famiazam-boaloboky* ny mpanjaka.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara