-
Nehemia 12:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Rehefa hotokanana ny mandan’i Jerosalema, dia notadiavina tany amin’izay toerana rehetra nisy azy ny Levita, ka nentina nankany Jerosalema mba hanao an’ilay fitokanana sy hifalifaly, ary hanao hira fisaorana+ ampiarahina amin’ny kipantsona sy zavamaneno fitendry ary harpa.
-