FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 1:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Isaia 41:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Nampirisika olona iray avy any avaratra aho, ka ho tonga izy,+

      Olona iray avy any amin’ny fiposahan’ny masoandro,*+ izay hiantso ny anarako.

      Hohitsakitsahiny hoatran’ny manitsakitsaka tanimanga+ ny mpitondra,*

      Hoatran’ny ataon’ny mpanefy tanimanga manosihosy tanimanga mbola lena.

  • Isaia 45:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 45 Izao no tenin’i Jehovah amin’ilay voahosotra notendreny, dia i Kyrosy,+

      Ilay notantanako tamin’ny tanany ankavanana,+

      Mba handresy firenena eo alohany,+

      Sy hanala ny fiadiana eny amin’ny* mpanjaka,

      Ary mba hanokatra ny varavarana kopa-droa eo anoloany,

      Amin’izay tsy hakatona ny vavahady:

  • Isaia 46:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Hantsoiko avy any amin’ny fiposahan’ny masoandro*+ ny vorona iray mpihaza,

      Ary hantsoiko avy any an-tany lavitra ilay olona hanatanteraka ny fanapahan-kevitro.*+

      Efa niteny aho ka hotanterahiko ny teniko.

      Efa nokasaiko izany ka hataoko.+

  • Daniela 10:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Tamin’ny taona fahatelo nanjakan’i Kyrosy+ mpanjakan’i Persa, dia nisy hafatra nampahafantarina an’i Daniela, ilay antsoina hoe Beltesazara.+ Marina ilay hafatra, ary momba ny ady goavana iray ilay izy. Azon’i Daniela ny dikan’ilay hafatra, ary nampahafantarina azy ny dikan’ilay zavatra hitany.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara