-
Isaia 41:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Iza no nampirisika olona iray avy any amin’ny fiposahan’ny masoandro?*+
Iza no niantso azy araka ny fahamarinana mba ho eo an-tongony,*
Amin’izay dia hatolotra eo anatrehany ireo firenena,
Ary havela ho resiny ireo mpanjaka?+
Iza no manorotoro azy ireo amin’ny sabatra mba ho lasa vovoka,
Sady manaparitaka azy ireo amin’ny tsipìka, hoatran’ny mololo tsofin’ny rivotra?
-