Isaia 44:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Izaho Ilay miteny momba an’i Kyrosy+ hoe: ‘Izy no mpiandry ondriko,Ka hotanterahiny an-tsakany sy an-davany ny sitrapoko rehetra.’+Izaho Ilay miteny momba an’i Jerosalema hoe: ‘Haorina indray izy’, Ary momba ny tempoly hoe: ‘Hapetraka ny fototrao.’”+ Isaia 46:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hantsoiko avy any amin’ny fiposahan’ny masoandro*+ ny vorona iray mpihaza,Ary hantsoiko avy any an-tany lavitra ilay olona hanatanteraka ny fanapahan-kevitro.*+ Efa niteny aho ka hotanterahiko ny teniko. Efa nokasaiko izany ka hataoko.+ Apokalypsy 16:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary ny fahenina kosa nandraraka ny tao am-biliany teo amin’i Eofrata,+ ilay renirano lehibe, dia ritra+ ny ranony. Nanao an’izany izy mba hanomanana ny lalan’ny mpanjaka+ avy any amin’ny fiposahan’ny masoandro.*
28 Izaho Ilay miteny momba an’i Kyrosy+ hoe: ‘Izy no mpiandry ondriko,Ka hotanterahiny an-tsakany sy an-davany ny sitrapoko rehetra.’+Izaho Ilay miteny momba an’i Jerosalema hoe: ‘Haorina indray izy’, Ary momba ny tempoly hoe: ‘Hapetraka ny fototrao.’”+
11 Hantsoiko avy any amin’ny fiposahan’ny masoandro*+ ny vorona iray mpihaza,Ary hantsoiko avy any an-tany lavitra ilay olona hanatanteraka ny fanapahan-kevitro.*+ Efa niteny aho ka hotanterahiko ny teniko. Efa nokasaiko izany ka hataoko.+
12 Ary ny fahenina kosa nandraraka ny tao am-biliany teo amin’i Eofrata,+ ilay renirano lehibe, dia ritra+ ny ranony. Nanao an’izany izy mba hanomanana ny lalan’ny mpanjaka+ avy any amin’ny fiposahan’ny masoandro.*