Jeremia 50:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Hidiran-doza ny rano ao aminy ka ho ritra.+ Fa tany feno sary sokitra+ izy,Ary manao hadalana foana ny mpivavaka amin’ireny satria mahita fahitana mampahatahotra.
38 Hidiran-doza ny rano ao aminy ka ho ritra.+ Fa tany feno sary sokitra+ izy,Ary manao hadalana foana ny mpivavaka amin’ireny satria mahita fahitana mampahatahotra.