FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 44:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Izaho Ilay miteny amin’ny rano lalina hoe: ‘Miovà ho lasa etona,

      Dia hataoko ritra ny reniranonao rehetra.’+

  • Jeremia 51:36, 37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Koa izao no lazain’i Jehovah:

      “Hiady ho anao eo amin’ny fitsarana aho,+

      Ka hamaly izay nataony taminao.+

      Hataoko ritra ny ranomasiny ary hataoko maina ny lavadranony.+

      37 Ho lasa vato mivangongo+ i Babylona

      Ary ho fonenan’ny alikadia.+

      Hihorohoro sy hisioka haneso ny olona

      Mahita azy tsy misy mponina.+

  • Apokalypsy 16:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary ny fahenina kosa nandraraka ny tao am-biliany teo amin’i Eofrata,+ ilay renirano lehibe, dia ritra+ ny ranony. Nanao an’izany izy mba hanomanana ny lalan’ny mpanjaka+ avy any amin’ny fiposahan’ny masoandro.*

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara