Jeremia 25:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “‘Rehefa tapitra anefa ny 70 taona,+ dia hataoko ampamoaka* ny mpanjakan’i Babylona sy izany firenena izany noho ny fahadisoany’,+ hoy i Jehovah. ‘Ary hataoko tsy misy mponina sy ngazana mandrakizay ny tanin’ny Kaldeanina.+ Jeremia 50:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Manaova hiakan’ady manodidina azy. Mitolo-batana izy.* Mianjera ireo andry ao aminy, ary mirodana ireo mandany,+Satria mamaly ny nataony i Jehovah.+ Valio araka ny nataony i Babylona. Hoatr’izay nataony ihany atao aminy.+
12 “‘Rehefa tapitra anefa ny 70 taona,+ dia hataoko ampamoaka* ny mpanjakan’i Babylona sy izany firenena izany noho ny fahadisoany’,+ hoy i Jehovah. ‘Ary hataoko tsy misy mponina sy ngazana mandrakizay ny tanin’ny Kaldeanina.+
15 Manaova hiakan’ady manodidina azy. Mitolo-batana izy.* Mianjera ireo andry ao aminy, ary mirodana ireo mandany,+Satria mamaly ny nataony i Jehovah.+ Valio araka ny nataony i Babylona. Hoatr’izay nataony ihany atao aminy.+