Salamo 137:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ry Babylona zanakavavy izay horavana tsy ho ela ô!+Ho sambatra ilay hampijaly anaoHoatran’ny nampijalianao anay.+ Apokalypsy 18:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Valio araka izay nataony tamin’olona izy,+ ary ataovy avo roa heny noho izay nataony izany.+ Ao amin’ilay kaopy+ nanaovany zava-pisotro, dia anaovy zava-pisotro avo roa heny ka omeo azy.+
8 Ry Babylona zanakavavy izay horavana tsy ho ela ô!+Ho sambatra ilay hampijaly anaoHoatran’ny nampijalianao anay.+
6 Valio araka izay nataony tamin’olona izy,+ ary ataovy avo roa heny noho izay nataony izany.+ Ao amin’ilay kaopy+ nanaovany zava-pisotro, dia anaovy zava-pisotro avo roa heny ka omeo azy.+