Salamo 137:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ry Babylona zanakavavy izay horavana tsy ho ela ô!+Ho sambatra ilay hampijaly anaoHoatran’ny nampijalianao anay.+ Jeremia 50:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Manaova hiakan’ady manodidina azy. Mitolo-batana izy.* Mianjera ireo andry ao aminy, ary mirodana ireo mandany,+Satria mamaly ny nataony i Jehovah.+ Valio araka ny nataony i Babylona. Hoatr’izay nataony ihany atao aminy.+
8 Ry Babylona zanakavavy izay horavana tsy ho ela ô!+Ho sambatra ilay hampijaly anaoHoatran’ny nampijalianao anay.+
15 Manaova hiakan’ady manodidina azy. Mitolo-batana izy.* Mianjera ireo andry ao aminy, ary mirodana ireo mandany,+Satria mamaly ny nataony i Jehovah.+ Valio araka ny nataony i Babylona. Hoatr’izay nataony ihany atao aminy.+