-
Jeremia 51:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
51 Izao no lazain’i Jehovah:
-
-
Daniela 5:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 “Dia izao avy no dikan’ireo teny ireo: MENE: Nisain’Andriamanitra ny andro naharetan’ny fanjakanao ka nofaranany.+
-
-
Daniela 5:30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 Tamin’iny alina iny ihany dia novonoina i Belsazara mpanjakan’ny Kaldeanina.+
-