-
Jeremia 51:44Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
Tsy hisy firenena hirohotra hankany intsony,
Ary hirodana ny mandan’i Babylona.+
-
-
Jeremia 51:52Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
52 “Koa henoy izao!”, hoy i Jehovah. “Ho avy ny andro
Hitodihako manokana amin’ireo sary sokitra ao Babylona.
Ary hitaraindraina manerana ny taniny ireo maratra.”+
-
-
Daniela 5:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Nisotro divay izy ireo, sady nidera an’ireo andriamanitra volamena sy volafotsy sy varahina sy vy sy hazo ary vato.
-