Salamo 85:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 85 Niantra ny taninao+ ianao, Jehovah ô!Nampodinao ireo taranak’i Jakoba azo babo.+ Jeremia 24:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hitsinjo azy ireo ny masoko, ary hampodiko eto amin’ity tany ity+ izy ireo, ka haoriko fa tsy horavako, ary hamboleko fa tsy hongotako.+ Jeremia 29:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
6 Hitsinjo azy ireo ny masoko, ary hampodiko eto amin’ity tany ity+ izy ireo, ka haoriko fa tsy horavako, ary hamboleko fa tsy hongotako.+