Levitikosy 26:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Dia hotsaroako ny fifanekena nataoko tamin’i Jakoba,+ sy ilay fifanekena nataoko tamin’i Isaka,+ ary ilay fifanekena nataoko tamin’i Abrahama,+ ary hotsaroako ilay tany. Joela 2:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia hiaro mafy ny* taniny i Jehovah,Ary hangoraka ny vahoakany izy.+
42 Dia hotsaroako ny fifanekena nataoko tamin’i Jakoba,+ sy ilay fifanekena nataoko tamin’i Isaka,+ ary ilay fifanekena nataoko tamin’i Abrahama,+ ary hotsaroako ilay tany.