FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 32:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Fa hitsara ny vahoakany i Jehovah,+

      Ary hiantra ny* mpanompony izy,+

      Rehefa hitany fa mihareraka izy ireo,

      Ary ny tsy misy mpiaro sy ny malemy sisa no tavela.

  • Isaia 60:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Hafa firenena no hanangana ny mandanao,

      Ary hanompo anao ny mpanjakany.+

      Tezitra be aho ka nikapoka anao,

      Nefa hankasitraka anao aho ka hamindra fo aminao.+

  • Fitomaniana 3:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Noho i Jehovah tia antsika sy tsy mivadika amintsika no tsy maharipaka antsika,+

      Satria tsy mety lany mihitsy ny famindram-pony.+

  • Hosea 11:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 “Hataoko ahoana anefa ny hahafoy anao, ry Efraima ô?+

      Ary hataoko ahoana no hanolotra anao amin’ny fahavalonao, ry Israely ô?

      Hataoko ahoana no handrava anao hoatran’i Adma?

      Ary hataoko ahoana no handrava anao hoatran’i Zeboima?+

      Fa efa niova hevitra aho,

      Sady tena te hangoraka anao.*+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara