FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 2:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ireto ny olona avy any amin’ny faritany tonga avy any Babylona.+ Anisan’ny nataon’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona sesitany tany Babylona+ izy ireo. Samy niverina tany amin’ny tanànany tany Jerosalema sy Joda izy ireo, tatỳ aoriana,+

  • Jeremia 30:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Izao no lazain’i Jehovah:

      “Hiverina any amin’ny tranolain’i Jakoba aho, ka hanangona an’ireo babo+

      Sy hiantra an’ireo tranolainy.

      Haorina indray eo amin’ilay havoana nisy azy ilay tanàna,+

      Ary ho eo amin’ny toerana tokony hisy azy ilay tilikambo voaro mafy.

  • Ezekiela 39:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 “Izao àry no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Haveriko any amin’ny taniny ny olona babo avy amin’i Jakoba,+ ary hamindrako fo ny taranak’Israely manontolo.+ Dia hafana fo aho hiaro ny anarako masina.*+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara