3 Fa “ho avy ny andro”, hoy i Jehovah, “izay hanangonako an’ireo vahoakako lasa babo, dia ny Israely sy Joda”,+ hoy i Jehovah. “Hampodiko ao amin’ilay tany nomeko ny razambeny izy ireo, ka ho azony indray ny taniny.”’”+
13 Havoakako avy any amin’ireo firenena izy ireo, ary hangoniko avy any amin’ny tany samy hafa ka hoentiko ao amin’ny taniny. Hiandry* ny ondriko eny amin’ny tendrombohitr’i Israely aho,+ dia eny amoron’ny renirano sy eny amin’izay rehetra azo onenana ao amin’ilay tany.