-
Jeremia 32:44Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
44 “‘Izao no hitranga ao amin’ny tanin’i Benjamina,+ eny amin’ny faritra manodidina an’i Jerosalema, ao amin’ireo tanànan’i Joda,+ ny tanàna eny amin’ny faritra be tendrombohitra, ny tanàna eny amin’ny faritra iva,+ ary ny tanàna any atsimo: Hividy saha amin’ny volany ny olona, hanao taratasy fifampivarotana sy hanisy tombo-kase an’ilay izy, ary haka vavolombelona satria hampodiko ireo babo’,+ hoy i Jehovah.”
-