Isaia 61:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia hamboarin’izy ireo indray ny toerana efa rava taloha,Ary haoriny ny toerana efa tsy nisy mponina hatramin’ny ela,+Haveriny amin’ny laoniny koa ny tanàna rava,+Dia izay toerana tsy nisy mponina nandritra ny taranaka nifandimby.+ Ezekiela 36:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 “Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Amin’ny andro hanadiovako anareo ho afaka amin’ny fahadisoanareo rehetra, dia hasiako mponina ao amin’ireo tanàna,+ ary haorina indray izay efa rava.+
4 Dia hamboarin’izy ireo indray ny toerana efa rava taloha,Ary haoriny ny toerana efa tsy nisy mponina hatramin’ny ela,+Haveriny amin’ny laoniny koa ny tanàna rava,+Dia izay toerana tsy nisy mponina nandritra ny taranaka nifandimby.+
33 “Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Amin’ny andro hanadiovako anareo ho afaka amin’ny fahadisoanareo rehetra, dia hasiako mponina ao amin’ireo tanàna,+ ary haorina indray izay efa rava.+