FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 44:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Izaho Ilay manatanteraka ny tenin’ny mpanompoko,

      Sady manatanteraka amin’ny an-tsipiriany an’ireo faminaniana lazain’ny olona irahiko.+

      Izaho koa Ilay miteny momba an’i Jerosalema hoe: ‘Honenana izy’,+

      Ary momba an’ireo tanànan’i Joda hoe: ‘Haorina indray ireny.+

      Haveriko hoatran’ny taloha indray izay toerana efa rava tao.’+

  • Isaia 58:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Noho ny aminao, dia haorin’izy ireo indray ny toerana efa rava hatry ny ela,+

      Ary hatsanganao indray ny fototra efa nisy hatramin’ny taranaka taloha.+

      Hantsoina hoe mpanamboatra ny manda efa rava* ianao,+

      Ary mpamerina ny lalana amin’ny laoniny mba hipetrahan’ny olona eny amorony.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara