Isaia 61:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia hamboarin’izy ireo indray ny toerana efa rava taloha,Ary haoriny ny toerana efa tsy nisy mponina hatramin’ny ela,+Haveriny amin’ny laoniny koa ny tanàna rava,+Dia izay toerana tsy nisy mponina nandritra ny taranaka nifandimby.+
4 Dia hamboarin’izy ireo indray ny toerana efa rava taloha,Ary haoriny ny toerana efa tsy nisy mponina hatramin’ny ela,+Haveriny amin’ny laoniny koa ny tanàna rava,+Dia izay toerana tsy nisy mponina nandritra ny taranaka nifandimby.+