FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 17:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Ary ho avy ny olona avy any amin’ireo tanànan’i Joda, avy any amin’ny manodidina an’i Jerosalema, ny tanin’i Benjamina,+ ny faritra iva,+ ny faritra be tendrombohitra, ary ny avy any Negeba.* Hitondra fanatitra ao an-tranon’i Jehovah izy ireo, dia fanatitra dorana manontolo,+ sorona,+ fanatitra varimbazaha,+ ditin-kazo manitra, ary sorona fisaorana.+

  • Jeremia 33:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 “‘Mbola hisy andian’ondry handalo eo ambany tanan’ny mpanisa azy ao amin’ireo tanàna eny amin’ny faritra be tendrombohitra, ao amin’ireo tanàna eny amin’ny faritra iva, ao amin’ireo tanàna any atsimo, ao amin’ny tanin’i Benjamina, ao amin’ny faritra manodidina an’i Jerosalema,+ ary ao amin’ireo tanànan’i Joda’,+ hoy i Jehovah.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara