-
Jeremia 17:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Ary ho avy ny olona avy any amin’ireo tanànan’i Joda, avy any amin’ny manodidina an’i Jerosalema, ny tanin’i Benjamina,+ ny faritra iva,+ ny faritra be tendrombohitra, ary ny avy any Negeba.* Hitondra fanatitra ao an-tranon’i Jehovah izy ireo, dia fanatitra dorana manontolo,+ sorona,+ fanatitra varimbazaha,+ ditin-kazo manitra, ary sorona fisaorana.+
-