3 Fa “ho avy ny andro”, hoy i Jehovah, “izay hanangonako an’ireo vahoakako lasa babo, dia ny Israely sy Joda”,+ hoy i Jehovah. “Hampodiko ao amin’ilay tany nomeko ny razambeny izy ireo, ka ho azony indray ny taniny.”’”+
25 “Izao àry no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Haveriko any amin’ny taniny ny olona babo avy amin’i Jakoba,+ ary hamindrako fo ny taranak’Israely manontolo.+ Dia hafana fo aho hiaro ny anarako masina.*+