Deoteronomia 30:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 dia hoentin’i Jehovah Andriamanitrao miverina ny vahoakanao natao babo,+ ary hiantra anao izy+ ka hanangona anao indray avy any amin’ny firenena rehetra anaparitahan’i Jehovah Andriamanitrao anao.+ Ezekiela 39:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 “Izao àry no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Haveriko any amin’ny taniny ny olona babo avy amin’i Jakoba,+ ary hamindrako fo ny taranak’Israely manontolo.+ Dia hafana fo aho hiaro ny anarako masina.*+
3 dia hoentin’i Jehovah Andriamanitrao miverina ny vahoakanao natao babo,+ ary hiantra anao izy+ ka hanangona anao indray avy any amin’ny firenena rehetra anaparitahan’i Jehovah Andriamanitrao anao.+
25 “Izao àry no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Haveriko any amin’ny taniny ny olona babo avy amin’i Jakoba,+ ary hamindrako fo ny taranak’Israely manontolo.+ Dia hafana fo aho hiaro ny anarako masina.*+