FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 23:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 “Dia hangoniko avy any amin’ny tany rehetra nanaparitahako azy ny ondriko sisa,+ ka haveriko ao amin’ny kijanany.+ Ho maro anaka sy hihabetsaka izy ireo.+

  • Ezekiela 11:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 “Koa lazao hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Hangoniko avy any amin’ireo firenena sy avy any amin’ireo tany nanaparitahako anareo koa ianareo. Dia homeko anareo ny tanin’ny Israely.+

  • Amosa 9:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Hampodiko izay babo amin’ny Israely vahoakako.+

      Haorin’izy ireo indray ny tanàna rava, ka ao izy no hipetraka.+

      Hamboly voaloboka koa izy ireo ka hisotro ny divay azo avy amin’izany,+

      Sady hanao zaridaina ka hihinana ny vokatra amin’izany.+

  • Mika 7:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ampiasao ny tehinao ka andraso ny ondry lovanao,+ dia ny vahoakanao,

      Ilay nipetraka irery tany an’ala, teo afovoan’ny saham-boankazo.

      Avelao izy hiraoka ahitra any Basana sy Gileada,+ hoatran’ny tamin’ny taloha.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara