FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 50:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Haveriko any amin’ny kijana nisy azy ny Israely,+ ka hiraoka ahitra any Karmela sy Basana.+ Eny amin’ny tendrombohitr’i Efraima+ sy Gileada+ izy no ho voky tsara.’”

  • Ezekiela 34:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Eny amin’ny tanimbilona tsara aho no hiandry azy ireo, ary eny amin’ny tendrombohitra avon’i Israely izy ireo no hiraoka ahitra.+ Hitsilailay eny amin’ny tanimbilona tsara eny izy ireo.+ Eny amin’ny kijana feno ahi-maitso izy ireo no hiraoka ahitra, eny amin’ny tendrombohitr’i Israely.”

  • Mika 2:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Hovoriko ianareo rehetra, ry taranak’i Jakoba ô!

      Ary tsy maintsy hangoniko ny sisa amin’ny Israely.+

      Hataoko miray hina izy ireo, ka ho lasa andiany iray,

      Hoatran’ny andian’ondry eny amin’ny kijana.+

      Ho lasa maresaka sy feno olona ilay toerana.’+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara