FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 11:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary hisy lalambe+ avy any Asyria ho an’izay sisa miangana amin’ny vahoakany, dia izay sisa tavela,+

      Hoatran’ilay lalambe ho an’ny Israely, tamin’ilay andro nivoahany avy tany Ejipta.

  • Isaia 65:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ho lasa kijana ho an’ny ondry i Sarôna,+

      Ary ny Lohasahan’i* Akora+ ho toerana fialan-tsasatra ho an’ny omby.

      Izany no hataoko ho an’ilay vahoakako mitady ahy.

  • Jeremia 23:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 “Dia hangoniko avy any amin’ny tany rehetra nanaparitahako azy ny ondriko sisa,+ ka haveriko ao amin’ny kijanany.+ Ho maro anaka sy hihabetsaka izy ireo.+

  • Jeremia 33:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Hampodiko ny Joda sy Israely nentina babo.+ Ary hampahery azy ireo toy ny nataoko tamin’ny voalohany aho.+

  • Ezekiela 34:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Eny amin’ny tanimbilona tsara aho no hiandry azy ireo, ary eny amin’ny tendrombohitra avon’i Israely izy ireo no hiraoka ahitra.+ Hitsilailay eny amin’ny tanimbilona tsara eny izy ireo.+ Eny amin’ny kijana feno ahi-maitso izy ireo no hiraoka ahitra, eny amin’ny tendrombohitr’i Israely.”

  • Mika 2:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Hovoriko ianareo rehetra, ry taranak’i Jakoba ô!

      Ary tsy maintsy hangoniko ny sisa amin’ny Israely.+

      Hataoko miray hina izy ireo, ka ho lasa andiany iray,

      Hoatran’ny andian’ondry eny amin’ny kijana.+

      Ho lasa maresaka sy feno olona ilay toerana.’+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara