-
Isaia 19:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Amin’izany andro izany, dia hisy lalambe+ avy any Ejipta mankany Asyria, ka ho tonga any Ejipta i Asyria, ary ho tonga any Asyria i Ejipta. Dia hiaraka hanompo an’Andriamanitra i Ejipta sy Asyria.
-