Isaia 49:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Hatsangako ny tanako mba ho hitan’ny firenena,Ary hatsangako ny tsato-kazo famantarana mba ho hitan’ny vahoaka.+ Dia hotrotroin’izy ireo ny zanakao lahy,Ary hataony antsangory ny zanakao vavy.+ Isaia 62:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Mivoaha amin’ny vavahady, mivoaha! Karakarao izay lalana halehan’ny olona!+ Manamboara lalambe, manamboara! Esory izay vato eny.+ Manangàna tsato-kazo famantarana ho an’ireo firenena.+
22 Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Hatsangako ny tanako mba ho hitan’ny firenena,Ary hatsangako ny tsato-kazo famantarana mba ho hitan’ny vahoaka.+ Dia hotrotroin’izy ireo ny zanakao lahy,Ary hataony antsangory ny zanakao vavy.+
10 Mivoaha amin’ny vavahady, mivoaha! Karakarao izay lalana halehan’ny olona!+ Manamboara lalambe, manamboara! Esory izay vato eny.+ Manangàna tsato-kazo famantarana ho an’ireo firenena.+