Isaia 40:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Izany fa misy miantsoantso any an-tany efitra hoe: “Omano ny lalana halehan’i Jehovah!+ Manaova lalambe mahitsy+ mamakivaky ny tany karakaina, mba handehanan’ilay Andriamanitsika.+ Isaia 48:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Mivoaha avy ao Babylona!+ Andosiro ny Kaldeanina! Lazao sy ambarao amin’ny olona izany sady mifalia.+ Ataovy fantatry ny olona hatrany amin’ny faran’ny tany izany,+ Dia teneno hoe: “Navotan’i Jehovah i Jakoba mpanompony.+
3 Izany fa misy miantsoantso any an-tany efitra hoe: “Omano ny lalana halehan’i Jehovah!+ Manaova lalambe mahitsy+ mamakivaky ny tany karakaina, mba handehanan’ilay Andriamanitsika.+
20 Mivoaha avy ao Babylona!+ Andosiro ny Kaldeanina! Lazao sy ambarao amin’ny olona izany sady mifalia.+ Ataovy fantatry ny olona hatrany amin’ny faran’ny tany izany,+ Dia teneno hoe: “Navotan’i Jehovah i Jakoba mpanompony.+