10 Henoy ny tenin’i Jehovah, ry firenena,
Ary ambarao any amin’ireo nosy lavitra+ izany, ka lazao hoe:
“Ilay nampiely ny Israely no hanangona azy.
Hikarakara azy toy ny mpiandry ondry mikarakara ny andian’ondriny izy.+
11 Fa hanavotra an’i Jakoba+ i Jehovah,
Ka hamonjy azy eo am-pelatanan’ilay mahery noho izy.+