Isaia 49:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Izao anefa no tenin’i Jehovah: “Mbola halaina na dia izay efa nataon’ny lehilahy matanjaka babo aza,+Ary mbola havotana izay nosamborin’ny mpitondra jadona.+ Hotoheriko izay manohitra anao,+Ary hovonjeko ny zanakao.
25 Izao anefa no tenin’i Jehovah: “Mbola halaina na dia izay efa nataon’ny lehilahy matanjaka babo aza,+Ary mbola havotana izay nosamborin’ny mpitondra jadona.+ Hotoheriko izay manohitra anao,+Ary hovonjeko ny zanakao.